| Entry | 1 mitovy tantana |
| Elementary words | 2 mitovy, 3 tantana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 tsy misy avo sy iva toy ny fandrin-drano [1.1] |
| Analogs | 6 mitovy rano, mitovy saranga, mitovy lenta, mitovy lemba, mitovy soroka, marina, marin-drano, marin-tampona, marin-toerana, ankamarenana, lemaka, fandrin-drano, ranoray, bambaray, mitohy nonoka |
| Updated on 2025/10/11 |
|